Radio HAJA Antsirabe

Radio HAJA Antsirabe Haino Aman-Jerin'Antsirabe. Onjam-peon'ny Mpianakavy. Radio-n'ny Diosezy Katolika Antsirabe. Mitondra fanantenana sy fiadanana hoan'ny olona rehetra. Miara-miasa amin'ny olona rehetra tsy an-kanavaka, rehefa manaja ny soatoavina andrianiny. Mirary soa ho anao !

Channel Banner

Recently Played

Gallery

Recent News

About Us

Azonao henoina mivantana eo amin'ny maridrefy FM 100 na ihany koa amin'ny alalan'ny facebook "Radio Haja Antsirabe". Onjampeo miezaka mitondra ny feon'ireo madinika tsy misy mpihaino (voix des sans voix). Mizara vavaka, vaovao, fandaharana, hira sy kalo, fanentanana maro loko. Mampita ny hetahetanao sy ny fanirianao ho any amin'ireo tompon'andraikitra samihafa sy isan'ambaratongany. Miara-dalana aminao isan'andro. Mirary soa, Tompoko !!

click here
click here
 

Chat